FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary izany dia mandra-pananantsika rehetra zavatra inoana iray ihany sy fahalalana marina tsara iray ihany momba ny Zanak’Andriamanitra, sy mandra-pahatongantsika ho olon-dehibe,+ ary hahatratrarantsika ny halehiben’ny fahafenoan’i Kristy.+

  • Filipianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary izao foana no angatahiko amin’ny vavaka, dia ny hitomboan’ny fitiavanareo+ bebe kokoa hatrany, ao anatin’ny fahalalana+ marina tsara sy ny fahaiza-manavaka+ tanteraka.

  • 1 Timoty 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ry Timoty, tano izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina, sy ny fifanoheran-kevitra avy amin’ilay atao hoe “fahalalana” nefa sandoka.+

  • 2 Petera 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka kosa hitombo foana eo aminareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fahalalana ny Tompontsika sy Jesosy Kristy+ Mpamonjy antsika. Ho azy anie ny voninahitra, ankehitriny sy ho mandrakizay!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara