Jaona 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hoy i Jesosy: “Ny haniko+ dia ny manao ny sitrapon’ilay+ naniraka ahy sy ny mahavita ny asany.+