1 Petera 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Arovan’ny herin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny finoana ianareo,+ ho amin’ny famonjena+ izay efa vonona haharihary+ amin’ny fotoana farany.+ Joda 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho an’ilay maharo+ anareo tsy ho tafintohina, sy mahavita mametraka anareo tsy misy tsiny+ eo anatrehan’ny voninahiny, amim-pifaliana lehibe,
5 Arovan’ny herin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny finoana ianareo,+ ho amin’ny famonjena+ izay efa vonona haharihary+ amin’ny fotoana farany.+
24 Ho an’ilay maharo+ anareo tsy ho tafintohina, sy mahavita mametraka anareo tsy misy tsiny+ eo anatrehan’ny voninahiny, amim-pifaliana lehibe,