Romanina 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa ny finoana dia avy amin’izay re,+ ary izay re kosa dia avy amin’ny teny momba an’i Kristy.+ 1 Jaona 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia ilay tenin’ny fiainana izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo koa,+ mba hanananareo zavatra iombonana aminay,+ izay iombonantsika+ amin’ny Ray sy amin’i Jesosy Kristy Zanany.+
3 dia ilay tenin’ny fiainana izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo koa,+ mba hanananareo zavatra iombonana aminay,+ izay iombonantsika+ amin’ny Ray sy amin’i Jesosy Kristy Zanany.+