FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy,+ izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka be niaraka taminy nitondra sabatra+ sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka izy ireo.+

  • Marka 14:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka niaraka taminy nitondra sabatra sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny anti-panahy ireo vahoaka ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara