Matio 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’i Kaiafa+ mpisoronabe ireo nisambotra azy. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy.+ Lioka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia tonga tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria ny fanambaran’Andriamanitra, tany an-tany efitra.+ Jaona 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nasain’i Anasy nentina nifatotra ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe i Jesosy avy eo.+ Asan’ny Apostoly 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, sy Kaiafa+ sy Jaona ary Aleksandra. Tao daholo koa ny havan’ilay lehiben’ny mpisorona.
57 Ary nitondra an’i Jesosy ho any amin’i Kaiafa+ mpisoronabe ireo nisambotra azy. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy.+
2 tamin’ny andron’i Anasy lehiben’ny mpisorona sy Kaiafa,+ dia tonga tamin’i Jaona+ zanak’i Zakaria ny fanambaran’Andriamanitra, tany an-tany efitra.+
6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, sy Kaiafa+ sy Jaona ary Aleksandra. Tao daholo koa ny havan’ilay lehiben’ny mpisorona.