FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+

  • Marka 14:66
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Raha mbola tao ambany, tany an-tokotany i Petera, dia tonga ny iray tamin’ny mpanompovavin’ny mpisoronabe.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara