Marka 14:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa nanda i Petera hoe: “Tsy fantatro izy ary tsy azoko izay lazainao”, sady lasa izy nivoaka nankeo akaikin’ny vavahady.+ Jaona 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+
68 Fa nanda i Petera hoe: “Tsy fantatro izy ary tsy azoko izay lazainao”, sady lasa izy nivoaka nankeo akaikin’ny vavahady.+
25 Ary raha mbola nijoro namindro teo i Simona Petera, dia nisy nanontany azy hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy ka nanao hoe: “Tsy mpianany aho.”+