Asan’ny Apostoly 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nandeha nitety an’i Frijia sy ny faritr’i Galatia+ koa izy ireo, satria tsy navelan’ny fanahy masina hitory ny teny tany amin’ny faritr’i Azia. Asan’ny Apostoly 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Naharitra roa taona izany,+ ka nandre ny tenin’ny Tompo daholo ny mponina tany amin’ny faritr’i Azia,+ na Jiosy na Grika.
6 Dia nandeha nitety an’i Frijia sy ny faritr’i Galatia+ koa izy ireo, satria tsy navelan’ny fanahy masina hitory ny teny tany amin’ny faritr’i Azia.
10 Naharitra roa taona izany,+ ka nandre ny tenin’ny Tompo daholo ny mponina tany amin’ny faritr’i Azia,+ na Jiosy na Grika.