FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 56:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Alika manam-paniriana mafy+ izy ireo, ary tsy mety afa-po.+ Mpiandry ondry tsy manam-pahalalana koa izy.+ Samy mivily manaraka ny lalany avy izy, ka samy maka tombony tsy ara-drariny avy amin’ny faritaniny.+ Hoy izy ireo:

  • Matio 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ao anatiny ao amboadia+ mpiremby.

  • 2 Tesalonianina 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aoka tsy hisy hamitaka anareo na amin’inona na amin’inona, satria tsy ho tonga izany raha tsy efa tonga aloha ny fivadiham-pinoana,+ ka haharihary+ ilay lehilahy mpandika lalàna,+ dia ilay zanaky ny fandringanana.+

  • 2 Petera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nisy mpaminany sandoka koa anefa teo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, ary hisy mpampianatra sandoka koa eo aminareo.+ Ireny indrindra no hampiditra mangingina sekta mampidi-doza, sady handa an’ilay tompo nividy azy,+ ka hahatonga fandringanana haingana ho an’ny tenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara