FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 24:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izany indrindra no iezahako mandrakariva hanana feon’ny fieritreretana madio,+ izay milaza amiko fa tsy nanao ratsy teo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona aho.

  • 2 Korintianina 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa izao no ataonay ho rehareha, ary madio ny feon’ny fieritreretanay+ milaza izany: Tamin’ny fahamasinana sy ny fahatsoram-po avy amin’Andriamanitra, no nitondranay tena teo amin’izao tontolo izao, indrindra fa teo aminareo, nefa tsy tamin’ny fahendrena araka ny nofo,+ fa tamin’ny alalan’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.

  • 2 Timoty 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Velom-pisaorana an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra izay anaovako fanompoana masina+ toy ny nataon’ny razako+ sy amim-pieritreretana madio.+ Eny, velom-pisaorana azy aho, satria tsy mitsahatra mihitsy mahatsiaro anao rehefa mitalaho amim-bavaka+ andro aman’alina.

  • Hebreo 13:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+

  • 1 Petera 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Manàna feon’ny fieritreretana madio,+ mba ho menatra+ ireo manao tsinontsinona ny fitondran-tena tsara anananareo mpanara-dia an’i Kristy, na dia manaratsy anareo aza izy ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara