FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Sambatra ianareo raha tevatevain’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga ka lazainy fa nanao izao zava-dratsy rehetra izao, noho ny amiko.

  • Asan’ny Apostoly 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nentin’izy ireo tany amin’ny tompon’andraiki-panjakana izy roa lahy, sady nataony hoe: “Tena manakorontana+ ny tanànantsika ireto lehilahy jiosy ireto,

  • Asan’ny Apostoly 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa tsy nahita azy roa lahy tao izy ireo, dia nitaritarika an’i Jasona sy ny rahalahy sasany ho any amin’ny lehiben’ny tanàna, ka niantsoantso hoe: “Tonga eto koa izao ireny lehilahy manakorontana+ ny tany onenana ireny,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara