FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Hoy anefa ny olona tamin’i Saoly: “Ho faty ve i Jonatana, izay nanao izao famonjena lehibe+ teo amin’ny Israely izao? Sanatria izany!+ Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza.+ Fa niara-niasa tamin’Andriamanitra izy androany.”+ Toy izany no nanavotan’ny+ olona an’i Jonatana, ka tsy maty izy.

  • 2 Samoela 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy anefa ravehivavy: “Aoka ny mpanjaka mba hahatsiaro an’i Jehovah Andriamanitrao,+ sao vao mainka hahatonga fahavoazana ny mpamaly ra,+ ary sao hovonoin’ny olona ny zanako lahy!” Dia hoy ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany ny singam-bolon’ny+ zanakao na iray aza.”

  • Matio 10:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary na ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa.+

  • Lioka 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa na ny volon-dohanareo+ aza voaisa daholo. Koa aza matahotra, fa sarobidy noho ny fody maro ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara