Asan’ny Apostoly 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy nahita ahy niady hevitra tamin’olona tao amin’ny tempoly+ ireo na namory vahoaka+ hirotaka, na tao amin’ny synagoga izany na eran’ny tanàna. Asan’ny Apostoly 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hoy i Paoly rehefa niaro ny tenany: “Tsy nanota tamin’ny Lalàn’ny Jiosy aho, na tamin’ny tempoly+ na tamin’i Kaisara.”+
12 Ary tsy nahita ahy niady hevitra tamin’olona tao amin’ny tempoly+ ireo na namory vahoaka+ hirotaka, na tao amin’ny synagoga izany na eran’ny tanàna.
8 Fa hoy i Paoly rehefa niaro ny tenany: “Tsy nanota tamin’ny Lalàn’ny Jiosy aho, na tamin’ny tempoly+ na tamin’i Kaisara.”+