FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+

  • Isaia 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+

  • Isaia 52:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 nefa mbola hahagaga ny firenena maro toy izany koa izy.+ Hitampim-bava ireo mpanjaka+ hahita azy, satria zavatra mbola tsy notantaraina tamin’izy ireo no ho hitany, ary zavatra mbola tsy reny no hoeritreretiny.+

  • Jeremia 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+

  • Mika 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ary ianao, ry Betlehema Efrata,+ izay kely loatra ka tsy tokony ho anisan’ny arivon’i Joda+ akory, avy ao aminao+ no hivoahan’izay hotendreko ho mpitondra eo amin’ny Israely.+ Efa hatramin’ny taloha ela be no niandohany, eny, efa hatramin’ny andro fahiny.+

  • Zakaria 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ry sabatra ô, mifohaza hamely ny mpiandry ondriko,+ dia ilay lehilahy tomady mpiara-miasa amiko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.+ Ary hasehoko ny fankasitrahako an’ireo tsinontsinona ireo.”+

  • Malakia 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hirahiko ny irako,+ ary hikarakara ny lalana halehako izy.+ Ary ho avy tampoka ao amin’ny tempoliny+ ilay tena Tompo+ tadiavinareo sy ilay iraky+ ny fifanekena+ izay sitrakareo.+ Ho avy tokoa izy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+

  • Lioka 24:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary hoy izy: “Izao no teny nolazaiko taminareo fony aho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany+ ary ny Salamo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara