Asan’ny Apostoly 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Mahalala tsara izany ny mpanjaka ka sahy miresaka aminy momba izany aho. Azoko antoka mantsy fa tsy misy tsy fantany izany rehetra izany, satria tsy nisy niafina ny nanaovana izany.+ Efesianina 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 sy ho ahy koa, mba ho afaka hiteny+ aho ka hiloa-bava ary ho sahy hiteny+ hampahafantatra ny zava-miafina masin’ny vaovao tsara.+
26 Mahalala tsara izany ny mpanjaka ka sahy miresaka aminy momba izany aho. Azoko antoka mantsy fa tsy misy tsy fantany izany rehetra izany, satria tsy nisy niafina ny nanaovana izany.+
19 sy ho ahy koa, mba ho afaka hiteny+ aho ka hiloa-bava ary ho sahy hiteny+ hampahafantatra ny zava-miafina masin’ny vaovao tsara.+