Isaia 52:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho malina+ ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Hahazo toerana ambony izy, ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+ Isaia 53:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny fahoriany, dia hahita zava-tsoa izy+ ka ho afa-po.+ Ny fahalalana azon’ilay olo-marina mpanompoko+ no hanampiany olona maro ho tonga olo-marina.+ Ary hozakainy ny fahadisoan’izy ireo.+
13 Ho malina+ ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Hahazo toerana ambony izy, ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+
11 Noho ny fahoriany, dia hahita zava-tsoa izy+ ka ho afa-po.+ Ny fahalalana azon’ilay olo-marina mpanompoko+ no hanampiany olona maro ho tonga olo-marina.+ Ary hozakainy ny fahadisoan’izy ireo.+