Deoteronomia 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+ Asan’ny Apostoly 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Izy ilay Mosesy nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy, ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo.’+
18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+
37 “Izy ilay Mosesy nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy, ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo.’+