Lioka 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lasa i Jodasy ka niresaka tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly momba ny tetika mahomby hamadihany azy ka hanolorany azy amin’ireo.+
4 Ary lasa i Jodasy ka niresaka tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly momba ny tetika mahomby hamadihany azy ka hanolorany azy amin’ireo.+