FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+

  • Asan’ny Apostoly 10:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia mahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+

  • Filipianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izany indrindra koa no antony nanandratan’Andriamanitra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa+ sy ny nanomezany azy tamin-katsaram-panahy anarana ambony noho ny hafa rehetra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara