Asan’ny Apostoly 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary raha mbola namikitra tamin’i Petera sy Jaona izy, dia nirohotra teo amin’izy telo lahy, teo amin’ilay atao hoe lala-mitafon’i* Solomona,+ ny olona rehetra. Ary talanjona indrindra izy ireo.
11 Ary raha mbola namikitra tamin’i Petera sy Jaona izy, dia nirohotra teo amin’izy telo lahy, teo amin’ilay atao hoe lala-mitafon’i* Solomona,+ ny olona rehetra. Ary talanjona indrindra izy ireo.