Asan’ny Apostoly 2:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia raiki-tahotra daholo ny olona,* ary nisy zava-mahagaga sy famantarana maro natao tamin’ny alalan’ny apostoly.+ Asan’ny Apostoly 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy nitsahatra nanao famantarana sy zava-mahagaga maro teo amin’ny vahoaka ny apostoly.+ Nivory teo amin’ny lala-mitafon’i* Solomona+ izy rehetra ary niray saina.
43 Dia raiki-tahotra daholo ny olona,* ary nisy zava-mahagaga sy famantarana maro natao tamin’ny alalan’ny apostoly.+
12 Ary tsy nitsahatra nanao famantarana sy zava-mahagaga maro teo amin’ny vahoaka ny apostoly.+ Nivory teo amin’ny lala-mitafon’i* Solomona+ izy rehetra ary niray saina.