Asan’ny Apostoly 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tonga tany an-tsofin’ny fiangonana tany Jerosalema ny fitantarana momba azy ireo, ka nirahin’ny fiangonana handeha hatrany Antiokia i Barnabasy.+ Asan’ny Apostoly 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa vitan’i Barnabasy+ sy Saoly ny fizarana fanampiana+ tany Jerosalema, dia niverina izy roa lahy ka nentiny niaraka taminy i Jaona,+ ilay atao koa hoe Marka.
22 Tonga tany an-tsofin’ny fiangonana tany Jerosalema ny fitantarana momba azy ireo, ka nirahin’ny fiangonana handeha hatrany Antiokia i Barnabasy.+
25 Rehefa vitan’i Barnabasy+ sy Saoly ny fizarana fanampiana+ tany Jerosalema, dia niverina izy roa lahy ka nentiny niaraka taminy i Jaona,+ ilay atao koa hoe Marka.