Asan’ny Apostoly 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa fikasana voafaritr’Andriamanitra sady efa fantany mialoha ny hanolorana izany lehilahy izany.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo anefa izy, ary tanan’olona tsy tan-dalàna no nentinareo nanao izany. Dia novonoinareo izy,+ Asan’ny Apostoly 10:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary vavolombelon’ny zava-drehetra nataony tany amin’ny tanin’ny Jiosy sy tany Jerosalema izahay. Novonoin’izy ireo anefa izy ka nahantony teo amin’ny tsato-kazo.+ Galatianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nividy+ sy nanafaka+ antsika tamin’ny ozon’ny Lalàna i Kristy rehefa nanjary voaozona+ hisolo antsika, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+ 1 Petera 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,+ mba ho afaka amin’ny ota isika+ ka hanao ny marina foana eo amin’ny fiainantsika. “Ny ratra taminy no nahasitrana anareo.”+
23 Efa fikasana voafaritr’Andriamanitra sady efa fantany mialoha ny hanolorana izany lehilahy izany.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo anefa izy, ary tanan’olona tsy tan-dalàna no nentinareo nanao izany. Dia novonoinareo izy,+
39 Ary vavolombelon’ny zava-drehetra nataony tany amin’ny tanin’ny Jiosy sy tany Jerosalema izahay. Novonoin’izy ireo anefa izy ka nahantony teo amin’ny tsato-kazo.+
13 Nividy+ sy nanafaka+ antsika tamin’ny ozon’ny Lalàna i Kristy rehefa nanjary voaozona+ hisolo antsika, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+
24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,+ mba ho afaka amin’ny ota isika+ ka hanao ny marina foana eo amin’ny fiainantsika. “Ny ratra taminy no nahasitrana anareo.”+