Asan’ny Apostoly 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 ary nametraka izany teo an-tongotry ny apostoly.+ Dia nozaraina+ tamin’ny tsirairay araka izay nilainy avy izany. 1 Timoty 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Omeo voninahitra ny vehivavy mpitondratena, izay tena mpitondratena tokoa.+ Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+
35 ary nametraka izany teo an-tongotry ny apostoly.+ Dia nozaraina+ tamin’ny tsirairay araka izay nilainy avy izany.
27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+