Deoteronomia 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Ary aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny mpiara-belona aminao.+ Ohabolana 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Manao tsinontsinona ny rariny ny olona tsy manjary izay mijoro ho vavolombelona.+ Ary amin’ny ratsy fanahy dia fahafinaretana toy ny fihinanan-kanina ny manao ratsy.+
28 Manao tsinontsinona ny rariny ny olona tsy manjary izay mijoro ho vavolombelona.+ Ary amin’ny ratsy fanahy dia fahafinaretana toy ny fihinanan-kanina ny manao ratsy.+