Lioka 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sy Jodasy zanak’i Jakoba ary Jodasy Iskariota, ilay nanjary mpamadika.+ Jaona 6:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Niresaka momba an’i Jodasy izy, dia ilay zanak’i Simona Iskariota. Izy io mantsy no hamadika+ azy, nefa dia anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.
71 Niresaka momba an’i Jodasy izy, dia ilay zanak’i Simona Iskariota. Izy io mantsy no hamadika+ azy, nefa dia anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.