Matio 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.+ Asan’ny Apostoly 10:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia gaga ireo olona tsy mivadika anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanomezana maimaim-poana, dia ny fanahy masina.+
8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.+
45 Dia gaga ireo olona tsy mivadika anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanomezana maimaim-poana, dia ny fanahy masina.+