Asan’ny Apostoly 10:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 “Nandray ny fanahy masina tahaka antsika koa ireto olona ireto, koa misy aminareo ve afaka misakana azy tsy hatao batisa amin’ny rano?”+
47 “Nandray ny fanahy masina tahaka antsika koa ireto olona ireto, koa misy aminareo ve afaka misakana azy tsy hatao batisa amin’ny rano?”+