FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka nijanona telo volana tany. Rehefa hiondrana an-tsambo ho any Syria izy, dia nisy Jiosy nitetika ny hamono azy,+ ka nanapa-kevitra ny hiverina hamakivaky an’i Makedonia izy.

  • Asan’ny Apostoly 23:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Niray tetika mangingina+ ny Jiosy nony maraina, ka niozona+ fa tsy hihinana na hisotro raha tsy efa matiny i Paoly.+

  • 2 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanompon’i Kristy ve izy ireo? Mamaly toy ny adala aho, fa miavaka kokoa noho izy ireo aho:+ Tamin’ny asa mafy manan-tombo be,+ tamin’ny fidirana am-ponja imbetsaka lavitra,+ tamin’ny kapoka efa tafahoatra, ary saika maty matetika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara