2 Korintianina 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary tany Damaskosy, ny governora notendren’i Areta Mpanjaka dia nampiambina ny tanànan’i Damaskosy mba hisamborana ahy,+
32 Ary tany Damaskosy, ny governora notendren’i Areta Mpanjaka dia nampiambina ny tanànan’i Damaskosy mba hisamborana ahy,+