Asan’ny Apostoly 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nankasitraka ny namonoana azy i Saoly.+ Tamin’izany andro izany, dia nenjehina+ mafy ny fiangonana tany Jerosalema, ka niparitaka+ nanerana ny faritr’i Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny apostoly ihany.
8 Ary nankasitraka ny namonoana azy i Saoly.+ Tamin’izany andro izany, dia nenjehina+ mafy ny fiangonana tany Jerosalema, ka niparitaka+ nanerana ny faritr’i Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny apostoly ihany.