Asan’ny Apostoly 10:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia gaga ireo olona tsy mivadika anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanomezana maimaim-poana, dia ny fanahy masina.+ Galatianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niara-nihinana+ tamin’ny hafa firenena mantsy izy talohan’ny nahatongavan’ny olona avy any amin’i Jakoba,+ fa rehefa tonga kosa ireo dia nihatakataka sy nitokana izy, noho ny fahatahorany+ ny voafora.+
45 Dia gaga ireo olona tsy mivadika anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanomezana maimaim-poana, dia ny fanahy masina.+
12 Niara-nihinana+ tamin’ny hafa firenena mantsy izy talohan’ny nahatongavan’ny olona avy any amin’i Jakoba,+ fa rehefa tonga kosa ireo dia nihatakataka sy nitokana izy, noho ny fahatahorany+ ny voafora.+