-
Asan’ny Apostoly 13:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Koa rehefa nirava ny fivoriana tao amin’ny synagoga, dia maro no nanaraka an’i Paoly sy Barnabasy, na Jiosy izany na ireo niova ho amin’ny fivavahana jiosy izay nanompo an’Andriamanitra.+ Ary niresaka tamin’ireo izy roa lahy, ka nampirisika+ an’ireo mba ho mendrika foana an’ilay hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+
-