FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nisy an’ireto mpaminany+ sy mpampianatra ireto teo anivon’ny fiangonana tany Antiokia: I Barnabasy, sy Simeona izay atao hoe Nigera, sy Losio+ avy any Kyrena, sy Menahema izay niara-nianatra tamin’i Heroda lehibem-paritra, ary Saoly.

  • Asan’ny Apostoly 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary satria mpaminany+ koa i Jodasy sy Silasy, dia nampahery an’ireo rahalahy tamin’ny lahateny maro, sady nanatanjaka azy.+

  • 1 Korintianina 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary napetrak’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana ireo rantsambatana samihafa:+ Voalohany, apostoly;+ faharoa, mpaminany;+ fahatelo, mpampianatra;+ avy eo, fahagagana,+ fahaiza-manasitrana,+ fanampiana,+ fahaiza-mitarika,+ ary fitenenana amin’ny fiteny samihafa.+

  • Efesianina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nanome ny sasany ho apostoly+ izy, ny sasany ho mpaminany,+ ny sasany ho mpitory ny vaovao tsara,+ ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara