Matio 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena,+ ary hisy fanjakana hamely fanjakana.+ Ary hisy mosary+ sy horohoron-tany+ any amin’ny toerana samy hafa. Lioka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lazaiko marina aminareo, ohatra, fa maro ny vehivavy mpitondratena teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elia, fony nihantona telo taona sy enim-bolana ny orana, ka nisy mosary mafy tao amin’ilay tany.+
7 “Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena,+ ary hisy fanjakana hamely fanjakana.+ Ary hisy mosary+ sy horohoron-tany+ any amin’ny toerana samy hafa.
25 Lazaiko marina aminareo, ohatra, fa maro ny vehivavy mpitondratena teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elia, fony nihantona telo taona sy enim-bolana ny orana, ka nisy mosary mafy tao amin’ilay tany.+