Asan’ny Apostoly 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa hoy ny Tompo: “Mandehana, fa fanaka voafidy+ ho ahy izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely. Hebreo 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misy mahazo izany voninahitra izany, dia tsy noho ny sitrapony+ akory, fa noho ny fiantsoan’Andriamanitra ihany,+ tahaka ny tamin’i Arona.+
15 Fa hoy ny Tompo: “Mandehana, fa fanaka voafidy+ ho ahy izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
4 Raha misy mahazo izany voninahitra izany, dia tsy noho ny sitrapony+ akory, fa noho ny fiantsoan’Andriamanitra ihany,+ tahaka ny tamin’i Arona.+