Mpitsara 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nanendry mpitsara i Jehovah,+ ary ireny no namonjy azy ireo teo an-tanan’ny mpandroba azy.+ 1 Samoela 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nanjary fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ fa nekena ho mpaminanin’i Jehovah i Samoela.+
20 Koa nanjary fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ fa nekena ho mpaminanin’i Jehovah i Samoela.+