2 Samoela 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razanao+ ianao, dia hotendreko ny taranaka handimby anao izay haterakao, ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+ Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+
12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razanao+ ianao, dia hotendreko ny taranaka handimby anao izay haterakao, ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+