Matio 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’izany andro izany, dia tonga nitory tany an-tany efitr’i+ Jodia i Jaona Mpanao Batisa.+ Lioka 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Hatreo amin’i Jaona ihany ny Lalàna sy ny Mpaminany.+ Fa nanomboka teo kosa dia ny fanjakan’Andriamanitra no vaovao tsara torina amin’ny olona, ary misesika ho ao ny karazan’olona rehetra.+
16 “Hatreo amin’i Jaona ihany ny Lalàna sy ny Mpaminany.+ Fa nanomboka teo kosa dia ny fanjakan’Andriamanitra no vaovao tsara torina amin’ny olona, ary misesika ho ao ny karazan’olona rehetra.+