Matio 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 fa any amin’ny ondry very eo amin’ny taranak’Israely+ ihany mandeha. Lioka 24:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+
47 ary amin’ny anarany no hitoriana any amin’ny firenena rehetra+ ny fibebahana hahazoana famelan-keloka.+ Manomboka eto Jerosalema,+