Lioka 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia nentiny nihataka kely izy roa ambin’ny folo lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra voasoratra tamin’ny alalan’ny mpaminany+ mahakasika ny Zanak’olona.+ Jaona 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nitranga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe: “Tsy hisy ho torotoro ny taolany.”+
31 Dia nentiny nihataka kely izy roa ambin’ny folo lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra voasoratra tamin’ny alalan’ny mpaminany+ mahakasika ny Zanak’olona.+