Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho.*+Tsy havelanao hahita ny lavaka ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Asan’ny Apostoly 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 efa hitan’i Davida mialoha ny fitsanganan’i Kristy tamin’ny maty ary efa niresaka momba izany izy, dia ny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho.*+Tsy havelanao hahita ny lavaka ilay mpanomponao tsy mivadika.+
31 efa hitan’i Davida mialoha ny fitsanganan’i Kristy tamin’ny maty ary efa niresaka momba izany izy, dia ny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+