1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Asan’ny Apostoly 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ry rahalahy, mamelà ahy hiteny amim-pahatsorana aminareo mahakasika an’i Davida loham-pianakaviantsika izay efa maty+ sady efa nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.
29 “Ry rahalahy, mamelà ahy hiteny amim-pahatsorana aminareo mahakasika an’i Davida loham-pianakaviantsika izay efa maty+ sady efa nalevina, ary eto amintsika mandraka androany ny fasany.