Asan’ny Apostoly 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nandre izany izy ireo, dia nanaiky+ ka nanome voninahitra an’Andriamanitra+ hoe: “Nataon’Andriamanitra tokoa izay hahafahan’ny hafa firenena hibebaka, mba hahazoan’izy ireo fiainana!”+ 1 Korintianina 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 fa misy varavarana lehibe nosokafana ho ahy, dia varavarana misokatra ho amin’ny asa.+ Maro anefa ny mpanohitra.
18 Rehefa nandre izany izy ireo, dia nanaiky+ ka nanome voninahitra an’Andriamanitra+ hoe: “Nataon’Andriamanitra tokoa izay hahafahan’ny hafa firenena hibebaka, mba hahazoan’izy ireo fiainana!”+
9 fa misy varavarana lehibe nosokafana ho ahy, dia varavarana misokatra ho amin’ny asa.+ Maro anefa ny mpanohitra.