Asan’ny Apostoly 10:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niteny i Petera, ka nanao hoe: “Hitako marina izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra,+ Asan’ny Apostoly 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary raha ireo koa aza nomen’Andriamanitra fanomezana maimaim-poana, toy ny nataony tamintsika izay nino an’i Jesosy Kristy Tompo,+ iza moa aho no hahasakana an’Andriamanitra?”+
17 Ary raha ireo koa aza nomen’Andriamanitra fanomezana maimaim-poana, toy ny nataony tamintsika izay nino an’i Jesosy Kristy Tompo,+ iza moa aho no hahasakana an’Andriamanitra?”+