Asan’ny Apostoly 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Nolazainy taminay ny nahitany anjely nijoro tao an-tranony, izay nanao hoe: ‘Maniraha olona ho any Jopa, ka ampanantsoy i Simona, izay atao koa hoe Petera,+ 2 Petera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Simona Petera, mpanompo+ sy apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana be voninahitra toy ny anay,+ tamin’ny alalan’ny fahamarinan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Mpamonjy.+
13 “Nolazainy taminay ny nahitany anjely nijoro tao an-tranony, izay nanao hoe: ‘Maniraha olona ho any Jopa, ka ampanantsoy i Simona, izay atao koa hoe Petera,+
1 Simona Petera, mpanompo+ sy apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana be voninahitra toy ny anay,+ tamin’ny alalan’ny fahamarinan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Mpamonjy.+