Asan’ny Apostoly 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia nampitondra teny ho azy roa lahy ny mpitantana ny synagoga+ hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia mitenena!” 2 Korintianina 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa misy lamba manarona ny fon’izy ireo+ tokoa mandraka androany, isaky ny vakina izay nosoratan’i Mosesy.+
15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia nampitondra teny ho azy roa lahy ny mpitantana ny synagoga+ hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia mitenena!”
15 Fa misy lamba manarona ny fon’izy ireo+ tokoa mandraka androany, isaky ny vakina izay nosoratan’i Mosesy.+