FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 13:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Fa nampirisihin’ny Jiosy+ ny vehivavy nanan-kaja izay mpivavaka tamin’Andriamanitra, mbamin’ireo lohandohany tao an-tanàna, ka nahatonga fanenjehana+ an’i Paoly sy Barnabasy ireo, sady nandroaka azy roa lahy tany ivelan’ny tanànany.

  • 1 Korintianina 15:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Nahoana àry isika no efa saika niharan-doza foana koa?+

  • 2 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanompon’i Kristy ve izy ireo? Mamaly toy ny adala aho, fa miavaka kokoa noho izy ireo aho:+ Tamin’ny asa mafy manan-tombo be,+ tamin’ny fidirana am-ponja imbetsaka lavitra,+ tamin’ny kapoka efa tafahoatra, ary saika maty matetika.+

  • Filipianina 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa raiso tsara+ toy ny efa fanao ao amin’ny Tompo izy, eny, amim-pifaliana lehibe, ary hajao hatrany ny olona tahaka azy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara