Asan’ny Apostoly 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nandeha nitety tanàna izy ireo ka nampita an’ilay didy navoakan’ny apostoly sy ny anti-panahy tany Jerosalema mba hotandreman’ny olona.+
4 Dia nandeha nitety tanàna izy ireo ka nampita an’ilay didy navoakan’ny apostoly sy ny anti-panahy tany Jerosalema mba hotandreman’ny olona.+